| |

Tongasoa

Rajaona Solofomampionona Fortunat dia mpampianatra, mpikaroka amin'ny taranja matematika, lozika, sy kajimirindra (informatika). Miasa amin'ny tontolon'ny fanabeazana amin'ny ankapobeny ihany koa izy, indrindra ny fanabeazana fototra (éducation de base).

Kajimirindra
  • Fikarohana lozika sy informatika: eto
  • Asa informatika:
Fampianarana ambony
Fanabeazana
  • Siansa, matematika, teknolojia amin'ny teny malagasy: eto


Copyright © 2021–2023 RAJAONA Fortunat. Namboarina tamin'ny TiddlyWiki.